Teny iditra | tsy mahavita tena | |
Singan-teny | tsy ; mahavita tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo zavamiaina mivelona amin'ny raha ôrganika [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Hétérotrophe [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |